Teny iditra | miantsoroka adidy | |
Singan-teny | miantsoroka ; adidy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manatanteraka adidy tsy maintsy atao [1.1] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Tovy hevitra | manao adidy ~ mandray adidy ~ manefa adidy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |